|
|
|
|

Entrée1  fikarakarana (karakara)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fitandremana, fanasoavana fatratra sy manokana atao amin' olona na biby, zavatra, raharaha: Rakoto no misahana ny fikarakarana ny fambolena 4  Fiahiana, firaharahana: Anjaran' ny renim-pianakaviana indrindra ny fikarakarana ny tokantrano 5  Fanomanana, fanamboarana: Ho tonga ny lehibe ka hanomboka rahampitso ny fikarakarana ny fandraisana azy 6  Fifehezana, fitondrana, fanapahana: An' ny lehiben' ny Firaisana ny fikarakarana itỳ tanàna [1.1]
Explications en anglais  7  taking care of, looking after [1.7]
Explications en français  8  action de prendre soin; administration [1.8]

Anagrammes  9  fikarakarana, firakarakana

Mis à jour le 2023/01/20