Entrée | 1 fijejojejoana |
Radical | 2 jejojejo |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha [1.1] |
Explications en anglais |
5 wanton or lewd conduct [1.7] |
Explications en français |
6 la dissipation [1.3#294, 1.8] 7 la légèreté, la luxure [1.3#294] |
Exemples |
8 ka lany henatra dia navarin' ny filan-dratsiny tamin' ny fijejojejoana amam-pahalotoana rehetra. [2.996#56.004.019] |
Mis à jour le 2023/01/20 |