Entrée | 1 fihenana |
Radical | 2 hena |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fidinana, fitambotsorana: Rahoviana no hisy fihenany ny vidin' ny hena? Fihavitsiana: Mahagaga ny fihenan' ny mponina amin' itỳ tanàna itỳ Fisintonana: Fihenan' ny rano tondraka Fandroronana, fitambotsorana: Manombokany fihenan' ny sain' itỳ antibavy itỳ |
Explications en français |
5 [1.13] chute, diminution, réduction, affaiblissement, baisse |
Exemples |
6 Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana. [4.27#] |
Anagrammes | 7 |
Mis à jour le 2025/01/21 |