Entrée | 1 fihazakazaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomba entina mihazakazaka Fandehanana haingana, hafainganana: Tsy anerany ny fihazakazaky ny andro |
Explications en français |
4 [1.3#229] La manière de courir |
Exemples |
5 [2.996#] Tamin' izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny. |
Radical | 6 hazakazaka |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |