Entrée | 1 fihatsarambelatsihy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny; fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao |
Explications en français |
4 [1.3#754] l'hypocrisie |
Exemples |
5 [2.499#117] Fo tsy misy efitrefitry ny ahiahy, fo tsy mizarazaran' ny fihatsarambelatsihy. 6 [4.27#2012/11/07] fihatsarambelatsihy ara-tsosialy sy ara-politika ny famotsoran-keloka raha mankatoa ny fisian' ny tsy maty manota. 7 [2.944#] Ny tanana saika hatolotra no nahemotro haingana ary ny tenin-kafaliana fihatsarambelatsihy no nateliko tsy hivoaka. |
Radical | 8 tsaravelatsihy |
Synonymes | 9 tsaravelatsihy |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |