|
|
|
|

Entrée1  fihatsarambelatsihy
Radical  2  tsaravelatsihy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny; fanaovana zavatra mba hiheveran' ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao [1.1]
Explications en français  5  l'hypocrisie [1.3#754]
Exemples  6  Fo tsy misy efitrefitry ny ahiahy, fo tsy mizarazaran' ny fihatsarambelatsihy. [2.499#117]
7  fihatsarambelatsihy ara-tsosialy sy ara-politika ny famotsoran-keloka raha mankatoa ny fisian' ny tsy maty manota. [4.27#2012/11/07]
8  Ny tanana saika hatolotra no nahemotro haingana ary ny tenin-kafaliana fihatsarambelatsihy no nateliko tsy hivoaka. [2.944#]
Synonymes  9  tsaravelatsihy

Mis à jour le 2023/01/20