|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fihasinana
Radical  2  hasina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  ny toerana na ny fombafomba isehoan' ny mpanjaka amin' ny vahoaka mba hanajan' ny olona azy sy hanaovany ny velirano hankato azy ary hanolorana azy ny hasina (volatsivaky) mariky ny maha-mpanjaka azy [1.10]
5  toerana nanamasinana ny Mpanjaka fahiny [1.1]
Explications en français  6  lieu de la consécration, du couronnement [1.3]
Mots composés 

Entrée (2/3)8  fihasinana
Radical  9  hasina
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  Fiolanana; fandrotsirotsiana [1.1]

Entrée (3/3)12  Fihasinana
Partie du discours  13  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  14  renivohitr' i Manandriana fahiny. Mbola betsaka ny aloalo hita any ankehitriny. Tao no nonenan' Andrianantara mpanjakan' i Manandriana sy Ramanato ilay mpamoron-tononkalo betsileo nalaza dia nalaza [1.10]

Anagrammes  15  fanihisana, fanisihana, Fihasinana, fihasinana, hanifisana, nifisahana

Mis à jour le 2020/07/31