|
|
|
|

Entrée1  fihaona
Radical  2  haona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomba fifanenana [1.1]
Explications en français  5  Manière de se rencontrer [1.3#216]
6  rencontre, jonction [1.5]
Exemples  7  Tsy nampoizin' i Davida ny ho naterak' ilay fihaona tamin' i Laibory sy ny ray aman-dreny avy tany Imady, tany Ambohimanga Atsimo, tamin' ny nahafatesan' ny Printsesy Iovana. [2.270#]
Mots composés 

Anagrammes  9  afahony, ahofany, anafiho, fahoany, faohany, faohina, fiahona, fianaho, fihaona, foahany, hafaony, hafinao, hafoina, haofany, hiafona, hiofana, hoafany, hofaina, hofanay, ifahano, ifahoan, ifaohan, ifoahan, ifohana, ifonaha, iohafan, nahafoy, nifahoa, nifaoha, nifoaha, niohafa

Mis à jour le 2023/08/11