|
|
|
|

Entrée1  fihaingoana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena
Ny zavatra entina mihaingo: Vary nisy nangalatra ny kaviny, ny haba volamena, ny fisisika, ny fihaingoany rehetra
Explications en français  4  [1.3#206] L’action de se parer, ornement
Exemples  5  [1.437#] Manao fihaingoana fatratra araka ny foraba tamin' izany.
6  [2.69#] Nony ela ny ela, dia sendra nisy mpanankarena maty, ka lambamena sy fihaingoana saro-bidy maro karazana no nampombain' ny havany azy.
Radical  7  haingo

Mis à jour le 2024/12/11