|
|
|
|

Entrée1  fihadiana
Radical  2  hady
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitrandrahana: Ny fihadiana tany no sarotra amin' ny tombolana raha mafy ny tany
Fanongotana, famongorana: Fihadiana vomanga
Famoahana avy ao anaty tany, famokarana: Fihadiana volamena
Explications en français  5  [1.3#202] L’action de creuser, d’extraire, l’instrument, de lieu
Exemples  6  [2.472#] Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany.
7  [2.649#] ary izay tany fihadiana metaly sy fambolena rehetra tian' ny Compagnie dia azony raisina avokoa, sady tsy handoavainy hetra akory.
Mots composés 

Anagrammes  11  fahidiana, fihadiana, hifadiana

Mis à jour le 2025/01/21