Entrée | 1 fifaninanana |
Radical | 2 inana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fiezahan' olona maro miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara [1.1] |
Explications en anglais |
5 rivalry; a contest, a competition [1.7] |
Explications en français |
6 compétition, concours [1.8, 1.13] 7 rivalité [1.8] 8 concurrence [1.13] |
Exemples |
9 Misy fifaninanana mamaly fanontaniana. [2.332] 10 Tsy nisy fifaninanana nakotrokotroka toa izany! [2.298] 11 Nisy fifaninanana momba ny fanatanjahan-tena tany Anta-nanarivo. [2.332] 12 Nisy koa fifaninanana nifanaovan' ny Tily avy any Paris sy ny Tily avy any Bordeaux, isaky ny lasy. [2.356] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/07/29 |