Entrée | 1 fifaninana |
Radical | 2 inana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina mifaninana, miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara |
Explications en français |
5 [1.3#279] La rivalité, l'émulation |
Exemples |
6 Ampiroboroboina ny fifaninana amin' ireo izay manolo-tena handray ny orinasa, ny birao misahana ny fanadihadiana, ny banky izay mety handray anjara amin' izany. [4.27#] |
Mis à jour le 2024/12/11 |