Entrée | 1 fifangaroana |
Radical | 2 haro |
Partie du discours | 3 nom |
Exemples |
4 Tsy ny fifangaroan' ireo akory no maninona, fa ny fifandro-ritany no mahatahotra raha misy. [2.285] 5 Ny mateti-piseho dia fifangaroana olona samihafa fiaviana no mandrafitra fiaraha-monina iray. [2.445] 6 Tsara marihina fa io rafitra misy fifangaroana io dia efa noeritreretina fony nanangana ny CES tany am-boalohany. [4.27] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |