|
|
|
|

Entrée1  fiatoana
Radical  2  ato
Partie du discours  3  nom
Explications en anglais  4  [1.7] a pause
Explications en français  5  [1.8] pause, interruption
Exemples  6  Reraka tokoa ny tany raha volena tsy misy fiatoana toy izany. [2.117#]
7  ny rahona mandraraka azy tsy manantena fiatoana, fa mikitroka manjabe. [2.285#]
8  Izany no fihetsiky ny fiovam-penitra ara-kolontsaina tsy misy fiatoana. [1.369#]
Mots composés 

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21