|
|
|
|

Entrée1  fiaram-bahoaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy
Explications en français  4  [1.5] autobus
Vocabulaire  5  Transports
Mots élémentaires  6  fiara, vahoaka
Synonymes  7  fiarabe

Mis à jour le 2024/12/10