Entrée fiaram-bahoaka
Mots élémentaires fiara ; vahoaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [1.1]
Explications en français Autobus [1.5]
Vocabulaire 
Synonymes fiarabe

Mis à jour le 2023/06/12