Entrée | 1 fiaram-bahoaka |
Mots élémentaires | 2 fiara, vahoaka |
Partie du discours | 3 nom |
Vocabulaire |
4 Transports |
Explications en malgache |
5 Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [1.1] |
Explications en français |
6 autobus [1.5] |
Synonymes | 7 fiarabe |
Mis à jour le 2023/06/12 |