|
|
|
|

Entrée1  fiantsorohana
Radical  2  soroka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fandraisana ho adidy, fiandraiketana [1.1]
Exemples  5  Rahefa mivady anefa isika, misy anjara-toeran' ny lehilahy ao amin' ny tokan-trano, anjara-toerana izay ilàna fahasahiana, finiavana, fiantsorohana andraikitra : tokony hananan' i Dera izany. [2.4#27]
6  Araka izany, dia nisy mpiasan' ny sampan-draharaha misahana ny fitahirizana ny volam-panjakana, antsoina hoe Gariste Daméogénie, naka vola tao amin' ny Ministeran' ny Fitantam-bola mitentina miliara am-polony maromaro, avy amin' ny tahiry atokana ho fiantsorohana ny fitsaboana ny mpiasam-bahoaka marary. [4.27#2007/10/27]
Titres  7  Fiantsorohana ny boky malagasy ()

Anagrammes  8  fiantsorohana, hanatsoforany, nofaritsohana

Mis à jour le 2023/01/20