|
|
|
|

Entrée1  fiakarana
Radical  2  akatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana
Explications en anglais  5  [1.7] an upward climb, ascent
Explications en français  6  [1.3] Côte, montée, l'action de monter, de s'élever
7  [1.8] montée, ascension ; côte à monter
Exemples  8  Tsy sarotra loatra ny fiakarana noho ny bozaka misy hamikirana. [2.499]
9  Ary nony niakatra ny fiakarana ny andriana, dia nandefa tafondro iray vava; [2.48]
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot fiakarana

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21