Entrée | 1 fiafarana |
Radical | 2 fara |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Farany, tendrony: Ny fahafatesana no fiafaran' ny zavamananaina rehetra |
Explications en anglais |
5 [1.7] the ending, the final result, the way a person ends up |
Explications en français |
6 [1.8] la terminaison, le résultat; la façon dont une chose finit 7 [1.13] extrémité |
Exemples |
8 Tany tsy misy fiafarana ity: tantely afa-drakotra, ka anjakan'ny adala! [2.298] 9 Izato habakabaka Mirentin-kazavana , Madio mangabakabaka , Tsy hita fiafarana! [1.263] 10 Ary tahaka ny "fiafarana" sy ny "fahanterana " rehetra, dia andron' ny fahanginana sy fieritreretana. [1.233] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |