|
|
|
|

Entrée 1  fery
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Adjectifs :
Explications en malgache  7 Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro
8 Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky
9 Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [1.1]
Explications en anglais  10 a wound, a sore [1.2, 1.7]
11 a hurt, an ulcer. [Mal. puru.] [1.2]
Explications en français  12 plaie, blessure [1.8]
Vocabulaire  13  Santé
Combinaisons  14  15 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot fery
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  fery, 16 refy

Mis à jour le 2026/04/21