Entrée | 1 fepetra |
Radical | 2 fetra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Zavatra tsy maintsy hatao na Raina tsy maintsy hananana mba...: Tokana ihany ny fepetra ahazoana miditra amin' itỳ fikambanana dia ny fandoavana ny latsakemboka Teny atao anisan' ny antony ijoroan' ny fifanekena na fifanarahana ifanaovana: Izao no fepetra ataoko aminao: afoiko ho anao telo hetsy id trano itỳ raha aloanao izao ankehitriny izao ny iray hetsy |
Explications en anglais |
5 [1.7] a restriction; a briefing |
Explications en français |
6 [1.8] règlement; recommandation détaillée |
Dérivés |
|
Analogues | 9 anjoanjon-teny |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |