Entrée | 1 fenjana |
Radical | 2 fenja |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho 5 Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby [1.1] |
Morphologie |
|
Synonymes | 10 fenjaina |
Mis à jour le 2023/01/05 |