|
|
|
|

Entrée1  fenjaina
Radical  2  fenja
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho
Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Synonymes  9  fenjana

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21