Entrée | 1 fehezana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zavamaniry miaraka amin' ny tahony atao indray mifehy: Fehezam-boninkazo Amboara. (Tsara homarihina fa ny hoe fehezana dia anisan' ireo anarana avy amin' ny matoantenin' ny iharana, misy tovana ina fa novana ana: fehezina -> fehezana; tetezina -> tetezana; fonosina -> fonosana) |
Explications en anglais |
4 [1.2] a bunch. |
Explications en français |
5 [1.13] faisceau, botte, bouquet, gerbe, paquet |
Exemples |
6 [2.442#] Roa fehezana ihany anefa no mba voadidin'izy ireo. 7 [2.472#] Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany. |
Radical | 8 fehy |
Mots composés |
|
Titres |
Mis à jour le 2025/04/12 |
![]() |