Entrée | 1 fatsora |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fetsy, mahay mampiseho ny hafetseny na ny laingany amin' ny endrika somary hatsikana na be vazivazy; mpamitaka malama vava, mpandaingalainga, kapotsaka |
Explications en anglais |
4 [1.2] sly, cunning, crafty, tricky, arch. See hatsikana. 5 [1.7] a deceiver |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] hâbleur, trompeur 7 [1.3] craqueur |
Exemples |
8 Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora. [2.442#] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |