Entrée | 1 fatidra |
Mots élémentaires | 2 fatitra, ra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 fomba atao amin' ny alalan' ny fatitra ifampihinanan' ny olona roa ra mba ho mari-piwkaizana mafy: Nanao fatidra hono, Radama rainy sy i Hastie 5 sakaiza na namana mifankatia fatratra: Tsy mahagaga raha tsy mahafoy an-dRakoto Rabe: fatidrany hatry ny ela iny [1.1] |
Explications en anglais |
6 [fati-dra] blood brotherhood; the ceremony of entering into a mutual and solemn pledge of friendship or brotherhood. It is performed by each party partaking of a small piece of liver, etc., mixed with the blood of the other party. [1.2] 7 the ceremony of blood brotherhood [1.7] |
Explications en français |
8 parenté de sang; cérémonie pour marquer cette parenté [1.8] 9 alliance par le sang [1.13] |
Analogues | 10 fanange, sakarivo |
Mots composés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot fatidra |
Anagrammes | 13 afaditr, faditra, fatidra |
Mis à jour le 2023/09/10 |