Entrée | 1 fasan' ny ntaolo |
Mots élémentaires | 2 fasana, ntaolo |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [1.1] |
Mis à jour le 2023/06/11 |