|
|
|
|

Entrée1  fariparitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1]
Explications en français  4  [1.3#156] [duplicatif fréquentatif]
Exemples  5  [2.643#] Ny fanompoana maivana araka izay fariparitra nifanarahana.
6  [2.296#] Ankehitriny ohatra dia ao ny maminany ny lahatra momba anao araka ny fariparitra amin'ny felan-tananao, na araka ny toetoe-batanao samihafa, na amin' ny fijerem-pitaratra na amin' ny famadibadihan-karatra.
Radical  7  faritra
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Noms :

Anagrammes  10  fariparitra, firapiratra

Mis à jour le 2025/01/21