Entrée (1/2) | 1 farango |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] [Tsimihety]
Taolana lavalava noranitana ny tendrony roa, atao solom-pintana ka eo antenatenany no asiana ny kofehy: Indray takariva nandrahona: / Taitra itỳ sahona. / Fa tena mangeja, farango mandratra / Namely ny tratra (Job. Rakotovao) |
Explications en anglais |
4 [1.2] a hooked instrument, a hook, a boat-hook. It differs from faraingo in that it means a hook made intentionally. |
Explications en français |
5 [1.19] [Tankarana]
hameçon, croc. 6 [1.5] crochet, instrument crochu. 7 [1.13] crochet |
Exemples |
8 Raha tefena ny farango ka amboarina ny fintana ny amalona no anaovana azy raha velarina ny fandrika ny vorona no anaovana azy [2.131] |
Dérivés |
|
Synonymes | 10 farengo |
Analogues | 11 farango lava, farango sosona, farangonilehiloza |
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot farango |
Entrée (2/2) | 16 farango |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en malgache |
18 [1.13] fononteny mahitsy fampiasa rehefa mandinika toe-peo |
Vocabulaire |
19 Musique: (en général) |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |