|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fanina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Fahatsiarovana (na mahatsiaro) ny tena ho jenjina ka mihodinkodina no fijery ny zavatra rehetra manodidina hany ka mety hianjera mihitsy aza ny tena: Sarotim-ponina izy. / Fanina aho izany fa tano [1.1]
Explications en anglais  4  dizzy [1.2, 1.7]
5  giddy. [Mal. pening.] [1.2]
6  faint [1.7]
Explications en français  7  qui a des vertiges, étourdi [1.8]
Exemples  8  Saika fanina ilay tovolahy kely. [2.499]
9  Nisondrotra ny ambavafoko, fanina ny masoko. [2.4]
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot fanina

Entrée (2/3)16  fañina
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18  fanekena [Tanosy] [1.78]

Entrée (3/3)19  fan~ina
Partie du discours  20  circonfixe

Anagrammes  21  fanina, fan~ina, fañina, fian~na, ifan~na, fanina, fan~ina, fañina, fian~na, ifan~na, fanina, fan~ina, fañina, fian~na, ifan~na

Mis à jour le 2020/07/31