|
|
|
|

Entrée1  fanontana
Radical  2  tonta
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanjerana: Fanontana kanonta
Fanaovana printy boky na gazety: Trano fanontana boky
Fampidirana anaty lasitra: Fanontam-biriky
Fanontam-bola
Explications en anglais  5  [1.2] [Rel. s. from manonta (tonta).] A press, a printing press. The word presy is more frequently used now.
6  [1.7] printing
Explications en français  7  [1.8] action d'imprimer
8  [1.13] édition
Exemples  9  Dia ny fanontana azy hisy soratra. [2.366#]
10  Teo amin' ny fanontana no tsy mbola nisy ny "ronéo» fa "páte à modeler» no nisarihana azy. [2.356#]
Mots composés 

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21