|
|
|
|

Entrée1  fanononana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Famoahana amin' ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s
Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana
Explications en français  4  [1.5] prononciation, articulation
Exemples  5  [1.38] Ireo anarana malaza ao dia anarana babyloniana nihasimba ny fanononana azy;
Radical  6  tonona

Mis à jour le 2024/12/07