|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanompoana (tompo)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina, na mahavahoaka, na mahafirenena ary tsy andraisan-karama [1.10]
4  Fanaovana ny raharahan' olona toy ny mpikarama
5  Raharaha an-tery ho an' ny mpanjaka fahiny
6  Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina na maha-isam-bahoakan' ny firenena ny tena, nefa tsy andraisankarama. [1.1]
7  asa maimaimpoana tsy maintsy ataon'ny olom-pehezina [1.13]
Explications en anglais  8  servitude; services rendered; forced labor under former government regulations [1.7]
Explications en français  9  corvée [1.8, 1.13]
10  servitude; action de servir [1.8]
Exemples  11  fa nomenay azy hataony amy ny fanompoana [2.59]
12  fa ianareo mandova fanompoana, izaho mandova fanjakana [2.298]
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot fanompoana

Entrée (2/2)15  fanompoana (tompo)
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrapony: Fanompoana an' Andriamanitra [1.1]
Exemples  18  Eo amin' ny fanompoana ny Tompo ihany no aina no fetra [2.356]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/06/07