|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanomboka
Radical  2  tomboka
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy lalandava
5  Fomba na toetran'ny zavatra manomboka: Mampitaintaina ny fanomboky ny tantara
6  Azo atomboka [1.1]

Entrée (2/2)7  fanomboka
Radical  8  tomboka
Partie du discours  9  nom ou adjectif
Explications en malgache  10  Fomba entina manomboka
11  Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika [1.1]

Anagrammes  12  fambonoka, fanomboka

Mis à jour le 2020/07/31