|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanombohana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary
Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara
Explications en français  4  [1.3#720] L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif
Radical  5  tomboka
Mots composés 

Entrée (2/2)9  fanombohana
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  [1.1] Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby?
Radical  12  tomboka

Mis à jour le 2024/12/11