|
|
|
|

Entrée1  fanombanana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanondrotana vidin-javatra ambony mba hahazoana tombony, na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra; faminavinàna; fanaovana ho zavatra
Explications en français  4  [1.3#718] l'action d'évaluer, le motif
5  [1.13] évaluation
Exemples  6  [2.606#] Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany.
7  [1.369#] Io olana momba ny fanombanana io ve marina koa ho an' ny fikambanan' ny mpiasa?
8  [2.4#] Sariadriaka endrika izany, manan-tsaina ary mahay ny asany araka ny fanombanana azy.
Radical  9  tombana
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11