|
|
|
|

Entrée1  fanomanana
Radical  2  omana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanaovana vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray
Explications en français  5  [1.3#461] l'action de préparer
6  [1.13] préparation
Exemples  7  Ny tena maika indrindra dia ny fanomanana ny fifidianana. [4.27#]
8  Ny fanomanana io fanadinana io anefa dia sady ilana fotoana no ilana vola. [2.356#]
9  Tsy kabary fe kabary anefa izany fa lahateny nilana fanomanana lalina sy naharitra. [2.445#]
Mots composés 

Anagrammes  11  fanomanana, nanafoanam

Mis à jour le 2025/01/21