|
|
|
|

Entrée1  fanokanana
Radical  2  tokana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao ny fanokanana sakafo kely ho an' ny zandrinao nirery rano any an-tsaha
Fampiasana: Fanokanana ny andro amin' ny osa fitiava-namana
Explications en anglais  5  [1.7] a setting apart, an act of consecration, cf.fitokanana
Explications en français  6  [1.8] action de mettre à part; consécration; cf. fitokanana
7  [1.13] spécialisation
Exemples  8  Vita amin'izay ny fanokanana ny ho mpisorona fa dia lanonana no sisa ka dia mirava. [1.353#]
Mots composés 

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21