|
|
|
|

Entrée1  fanokafana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Famohana, fanaovana izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony na izay manafina azy: Aoka samy hanatrika ny fanokafana ny vata isika sao misy zava-tsarobidy ao
Fanomezan-dalana hampiasa: Fanokafana sekoly. / Fanokafana ny lalana mianatsimo
Fitokanana: Rahampitso no fanokafana ny lanonan' ny faha-dimampolo taona
Radical  4  sokatra

Anagrammes  5  fanafokana, fanakofana, fanokafana

Mis à jour le 2025/01/21