Entrée | 1 fanoitra |
Radical | 2 oitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Vy na hazo anaingana zava-mavesatra Zavatra atao hampirisika hanao zavatra iray: Ny fanantenam-bokatra no anisan' ny fanoitra lehibe mahatonga ny olona hiasa 5 [1.13] mpamporisika na mpanentana |
Explications en anglais |
6 [1.2, 1.7] a lever 7 [1.2] [Mod. s. from manoitra (oitra)] a handspike, a crow-bar. |
Explications en français |
8 [1.8, 1.13] levier 9 [1.13] facteur stimulant, aiguillon |
Exemples |
10 Tao no noheveriko fa fanoitra nanetsehana ny sekoly. [2.356#] 11 lalahy no fanoitra nanainga ahy hiakatra taty anaty ala taty. [2.643#] 12 ny tena hevitry ny hoe mioitra dia manainga vato amin'ny fanoitra. [2.313#] |
Vocabulaire |
13 Outils |
Mots composés |
|
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |