Entrée (1/2) | 1 fanofanana (ofana) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Famolavolana [1.13] 4 Fanatsobohana metaly mivaivay ao anaty rano na diloilo mangatsiaka, mba hahamafy azy [1.1] 5 Famolavolana mpiasa amin' ny alalan' ny fampianarana fanampiny mba hanarahany ny toetr' andro: Tokony hanaroka fanofanana isantaona ny mpampianatra [1.1] |
Explications en français |
6 Formation [1.13] |
Exemples |
7 Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. [1.320] 8 Hataonao ahoana ny mpampianatra FRAM izay iaraha-mahalala ny tsy fahampian' ny fanofanana azy? [4.27#2013/09/25] 9 Faman-gian-tsekoly sy fanofanana mpampianatra sy mpitaiza kilasimandry teto an-toerana no niandraiketako. [2.356#186] |
Titres |
|
Entrée (2/2) | 11 fanofanana |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en français |
13 Talisman contre la foudre, comme fandemy. [1.19] |
Mis à jour le 2023/08/12 |