|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fanodinana
Radical  2  hodina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao velively no fanodinana io milina io
5  Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay [1.1]
6  asa atao amin'ny akora iray mba hahazoana akora na zavatra hafa azo ampiasaina avy hatrany [1.13]
Explications en français  7  transformation, traitement [1.13]
Exemples  8  Ny fanodinana izany fandehan-javatra izany, ka ny Malagasy kosa no hahazo tombontsoa amin'ny vokatry ny taniny sy izay nisasarany no atao hoe Fanagasiana ny toe-karena. [2.503]
Mots composés 

Entrée (2/3)11  fanodinana
Partie du discours  12  nom
Explications en français  13  manivelle [1.13]
Vocabulaire  14  Technique

Entrée (3/3)15  fanodinana
Radical  16  odina
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  l'action de faire révolter [1.3#457]
Vocabulaire  19  Technique
Synonymes  20  fampiodinana

Anagrammes  21  fanodinana, fiondanana

Mis à jour le 2023/01/20