|
|
|
|

Entrée1  fampiodinana
Radical  2  odina
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  [1.3#457] l'action de faire révolter
Exemples  5  Fa izany mpaminany na mpanonofy izany dia hatao maty satria efa nanao teny fampiodinana amin' i Jehovah Andriamanitrareo Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ka nanavotra anao tamin' ny trano nahandevozana), mba hitaona anao hiala amin' ny lalana izay nasain' i Jehovah Andriamanitrao halehanao. [2.996]
Synonymes  6  fanodinana

Mis à jour le 2024/12/11