|
|
|
|

Entrée1  fanjifana (jifa)
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Economie
Explications en malgache  4  fandaniana tanteraka [1.13]
5  fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha [1.62.mg#340]
Explications en français  6  consommation [1.13]
Exemples  7  Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana. [4.27#2008/09/12]
Mots composés 

Anagrammes  9  fañafinja, fanjifana, fifanjana

Mis à jour le 2020/07/31