|
|
|
|

Entrée1  fanjavonana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fotoana fisian' ny zavona; fisian' ny zavona: Anisan' ny tokony hampitandrina ny mpitondra fiara ny fanjavonana
Fandosirana na tsy fahitana olona na zavatra foana eo: Zava-mahatalanjona ahy ny fanjavonan' ny bokiko teto ambony latabatra
Radical  4  zavona

Mis à jour le 2024/12/11