|
|
|
|

Entrée (1/4)1  fanindry
Radical  2  tsindry
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manindry
Azo tsindriana
Explications en anglais  5  [1.2] Anything used to press something down with.
Explications en français  6  [1.3#774] Ce qu’on peut presser, ce qui presse, celui qu’on doit aider, manière de presser
Exemples  7  Ao ambadiky ny vovonan-karaka dia ny fanindry, izay rehefa tsindrina dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany. [2.436#]

Entrée (2/4)8  fanindry
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.78] [Tanala] anaram-boron-dia mpangalatra akoho kely toa papango ary mipaoka koa voalavo sy totozy izay sendra azy
11  [1.1] Vorona homankena, karazan' ny papango (Buteo brachypterus)
Explications en anglais  12  [1.2] a species of buzzard. Buteo brachypterus, Pelz. Same as hindry (Bets. and Tan.), endry (Betsim.), pompa (Bara), tinoro (Sak. and Antank.), and bobaky (Sak.).
Explications en français  13  [1.54] espèce de buse
Exemples  14  ary ny papango sy ny voromahery, isan-karazany, ny egla, ny arofiray, ny papango, ny fanindry, ny voromahery isan-karazany [2.996#]
Vocabulaire  15  Zoologie: oiseaux
Synonymes  16  bobaky, endry, hindry, pompa, tinoro

Entrée (3/4)17  fanindry
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  [1.1] [Sakalava] Hazo lava atsindry ny sarombovonan' ny tafo

Entrée (4/4)20  fanindry
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  [1.1] Hazo ao ambadiky ny vovonan-karaka izay rehefa tsindriana dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany (Tenona)

Anagrammes  23  fanindry, finandri, ifindran, nifindra

Mis à jour le 2023/01/08