Entrée (1/2) | 1 fanidina |
Radical | 2 idina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy |
Explications en français |
5 [1.3] Ce qu’on peut verser, qu’on doit couler, manière de verser |
Entrée (2/2) | 6 fanidina |
Radical | 7 sidina |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 [1.1] Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin' ny habakabaka amin' ny alalan' ny elatra: Samy hafa ny fanidin' ny akoho sy ny voromahailala |
Exemples |
10 Kijejy minaonaona andro valala va no avo fanidina? [2.131] 11 Ary ny toloho, dia alakaosy : fa vorona iva fanidina ny toloho. [2.48] |
Vocabulaire |
12 Zoologie: (en général) |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot fanidina |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |