Entrée (1/2) | 1 fangitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.10#F.339] soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina. Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza. Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny. 4 [1.1] Faritra |
Explications en anglais |
5 [1.2] a curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication. It is not used of a parallelogram. See faritra |
Explications en français |
6 [1.3#147] contour, délimitation, circonscription 7 [1.13] coordonnées |
Vocabulaire |
8 Mathématiques: algèbre |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 30 fangitra |
Partie du discours | 31 adjectif |
Explications en malgache |
32 [1.78] [Taimoro]
tapaka (volondoha) |
Anagrammes | 33 |
Mis à jour le 2025/01/21 |