|
|
|
|

Entrée1  fanevamena
Mots élémentaires  2  faneva, mena
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] faneva iantsoana ny miaramila menavazana raha toa nisy nilana azy
Explications en anglais  5  [1.2] [mena, red.] A white and red flag hoisted on the chief palace for calling in the reserves at Antananarivo in time of special need; the reserves. Also called sainamena.
Exemples  6  Ka tamy ny andro Alakamisy 13 Adalo, 7 Febroary 1895, dia natsangana ny fanevamena, noho izao ady ataon'ny Farantsay izao; [2.59#]
Vocabulaire  7  Militaire
Autres orthographes  8  fanevamena
Mots composés 

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21